salut bedeb ny vao2 fa samy tsis hita tsika e, sahiran@asa sy vacance ngamba e,hihuhu za zao vao tonga maly alina avy tany tamatava nitsidika lasiny ankizy tany e. Bonne journée
Ay tao enao tamin'iny d ts niteniteny an, ts d nety loatra le organisation andry zareo, ts mifanaraka am invitation jerena le toerana d ts maints teny aloha b no nipetraka, hihihi
misaotra mitsidika letsy a..elaela marina, zay eto fa saihrana e , zao ndray zao vao afaka nandalo eto. mba lazalazao ny vaovaonao any eh, tena mangina sady na sary aza tsisi o jerena fa le teo alo reny iany!! ary raovina ndray no mande ani niger sa somalie sa aiza moa le nandeananao ry? ary mitondrà am zay refa mverina avy any e, tsara ane reny e,mdr..ina ary zany ô
bedeb ny vao2 fa samy tsis hita tsika e, sahiran@asa sy vacance ngamba e,hihuhu
za zao vao tonga maly alina avy tany tamatava nitsidika lasiny ankizy tany e.
Bonne journée