ounts tsiry ... asiako sira foana aona? hihi ... elah aza zao no manisi sira ni sirako kou ... hihi ... coucouc falitiana, tonga ametraka ni kilalaotsika za :p!!! hihi ... bisous e
ty vao tena izi. coucou enao. marocain isani ... :) M.gentiS é compréhension ... "d fi ou d ga s1pa é cool, ki m la vi é ki en profit"!!! ioupi, tafiditr ve zani za? (rir) ... jme fai ma commentateuz.lol. snn, bizoo ndrai lou e!
Kz baina a!! Mbola mahatadidy ny mpianatra tao amin'ny semigany ihany ve kle?? ary manao ina any amin'ny tavany any nareo??tsy mampatahotra ve lty any?fa toa hoe misy toerana milay be hono any maroc any?? mba tiako jerevana lesy zany. Okay baina.Dia mazotoa e!