letie ataovy sérieu ko le omby ee izy roa kel!nga bol miarak foan le omby e ts efa ovian zay laingako zan fa ten milay b zan za ar mitsiriritra fotsin ts mis otran n matez ry zareo aa fitiavan ts vita sinoa ren hahah d zao ndray r'iz mihoatra aa ts fidin eo eee mijerijery d milatsaka am reo ba nampientanentana taloha d manembona !! "fa ny lasa ts hiverina intsony, na de naratra ny fony ee...." d any am nareo zao n vaovao fa tsis ambara otran kakazo maina ty!!! aza matahotra n hanoratra fa zara aza mis kooo sa ts zan zay lo fa manjar lan manja okay ry zareo aaaa d mivava ho anay mpanota eee