xxx of yyy characters
Join Group
Anciens Semigany (saint michel amparibe)
Google Translation:
Off
When Google Translation is on, topics and messages in this group will be machine-translated to your language by Google.
Messages
Topic:
Ilay fiverenanao
Akory iaby itsika rehetra. Mbola hiverina aty antanindrazana ve isika nila ravin'ahitra(feuille d'herbe), nalefa sesitany ...sns?()"Hiorim-paka hanasoa olona...". Satria malahelo iah, satria misy ndaty dia efa namboatra kibory(fasana) hilevenany any ivelany any. "Aza manadino anay, narreo izay any...".Mahaleo
Feb 9, 2008
12:31 AM
kez! "Hiorim-paka hanasoa". za lti ts ani finda fa ra tani aho,d otrn nitsetsafan' ny "reny malala" n harenantsika t@ fanjanahana no anaovako ny fénarana zay mety ataoko any a!HAnasoavako an'i Dago kely rehef iverina an-tanindrazana aho!!
Feb 9, 2008
6:18 AM
n tiko tenenina oe: ataoko inona hosoavina moa ny firenena iray ef manana ny métro-ny? ny tany naateraako sy ninanako mofogasy ary v tsizarizary ....
Feb 9, 2008
6:24 AM
kai kai kai ... hihi ...
===> mbola hiverina ka [ra za manokana]
Feb 11, 2008
12:18 AM
marina izany, marina izany !!!
Feb 12, 2008
8:33 AM
za loa mbola eto Dago d tsisy kozy zany za.
Feb 12, 2008
12:48 PM
lé oe mbola eto otrani mteni zani oe mbola oavi amko kou zani!!! sa ...?
Feb 12, 2008
1:09 PM
Mbola hita eo ihany ka. lol.
Feb 12, 2008
1:37 PM
Raha za manokana dia itako mampalahelo be ilay ankizy mahavita fianarana, manam-pahaizana tsy miverina any an-tanindrazana, tsy manampy sy manosika ny fivoarana mihitsy izany...ny entim-pahaizana tokony hoentina hanasoavana ny firenentsika!sa?
Après, je respecte sans aprouver le choix de chacun!
Mar 8, 2008
11:31 AM
tsara n mody fa misy kosa fianarana ts ahafahana mody mihitsy ny fahitako azy.
d nisy olona zay tao am masindahy ihany niteny amiko tsotra fotsiny momba an io hoe, rehefa tanora anie idéaliste foana fa rehefa tonga ny zaza tsy maintsy eritreretina hoe aiza n ahitany soa tanindrazana ou pas tanindrazana
à bon entendeur
Apr 2, 2008
1:27 PM