xxx of yyy characters
Join Group
Anciens Semigany (saint michel amparibe)
Google Translation:
Off
When Google Translation is on, topics and messages in this group will be machine-translated to your language by Google.
Messages
Topic:
Coco
Malaelo an'i Père Corneille a zany! Educateur hors pair tsy manampaharoa (redondance, ie fantatro e, fa pour dire oe tena milay). Mba sorato ato né ze fanaony tadidinareo e!
Le petit prince sy fenêtre de Johari. ny tantsoroka sns...
Dec 4, 2007
1:19 AM
Zavatra dimy no holazaiko anareo androany" (na tsy dimy aza d forcer na)
le petit lord fonteleroy (ts tadidiko ny fanoratra azy), Tom Dooley ("et s'il y a une homme qui est prêt je serai cet homme..."), tu seras un homme mon fils de Kipling, le texte sur les filles(le passage qui me fait le plus rire : "et Dieu lui même doit sourire en les voyant passer" ou un truc comme ça). le plus sympa c'est le truc où y a "je construit une église"
Dec 10, 2007
6:59 AM
lord fonteleroy (fa tsy tadidiko n fanoratra azy
Dec 10, 2007
7:00 AM
Ny ana le oe ento any @ko ny andavanandro no tena tsaroako.Oops, zay ary le tsy mihaino refa DG fa lôzana matory fotsiny( sa ts zany r Hajam?)lol. Ay mba misy tsaroako kely le oe tsy maintsy milalao satria A toi de jouer!
Dec 11, 2007
3:47 AM
ny ah le hoe "tsy misy mahazo mikitozatoza eny @ échelle eny rehefa fakan-drivotra". zah mantsy anisan'le mpikitozatoza teny. lol.
Dec 11, 2007
4:52 AM
ny a ndray lé ande hitsoaka etude d tratrany teo am varavaran'classe mintsy lé vao ande iny: "oaiza ianao nadya!". d oziz a oe, saika ande any am biraon'mompera mintsy aho zao. lol;
nifarana tamin'ny oe "ento aty ny andavanandronao" bien sûr.
Dec 12, 2007
3:55 AM
d lé oe "mais quel est votre programme!!!" tena nifantoka tao antsaiko mintsy iny resaka iny atram zao.
Dec 12, 2007
3:56 AM
ny resaka mouton de panurge sns...
Dec 26, 2007
1:23 AM
mouton de panurge ianareo o! manaraka am-bokony fotsn fa tsy mahalala mijoro amny heviny!!!
(sady asiany regard de la mort mintsy, tsisy tsiky na ray aza. ny tena nef na d bedy aza te hikakakaka himé mintsy)
Dec 27, 2007
7:03 AM
Miorim-paka hanasoa olona!!!
Dec 27, 2007
11:43 AM