xxx of yyy characters
Join Group

Anciens Semigany (saint michel amparibe)

Google Translation: Off

When Google Translation is on, topics and messages in this group will be machine-translated to your language by Google.

Messages


Topic: Fa lasa aiza daholo?!
"il y a plus d'un mois" daholo ny sujet rehetra ato fa nankaiza daholo ny semigany? variana @ bôsy sy ny kandra ve?
Jan 15
1:19 PM


Note: To add an image or link in your message, use <img src="http://www.hi5.com/example.jpg"> or <a href="http://www.hi5.com/example.html">Text </a>

 
 

  
Za ko aza nanao an'izany t@ za niditra tato. Plus de 3 mois aza io fa za no niditra tao farany. Nefa otran'ny any ho any daolo iany an!!

Zavatra telo no lazaiko @nareo:

1- Itako oe otran'ny solennelle be lotra ny resaka ataontsika ato de sairana ny ankizy fa lasa resaka oe aiza daolo ny promo sisa atao.
Aona mitsiny kosa mo oe le chef de groupenay talo iny no hanao resaka kivalavala ato. "Tratrako eo ko!!!". Asivo resaka manala azy anie eo jerentsika e! Itako oe otran'ny lasa nifampitaritarika any Tampoketsa any ny ankizy.

2- Nisy naita oe any @ facebook.com be olona koko de nisy nivadika nakany. Ity site ity ko ndraindray manairana ny mampiasa azy.

Fa betsaka ko no lasa nody any @ semigany.com de tavela any ngamb. Tena misy manao resaka an-jorony mitsiny eto zany.

3- ..................................................
Toizako @ manaraka ra sanatria miverina ato iany za!!!!!!

Mba asio resaka kely iany mo ry reto a!!!
Jan 24
9:05 AM

Posted by Rakotobe Titi

Note: To add an image or link in your message, use <img src="http://www.hi5.com/example.jpg"> or <a href="http://www.hi5.com/example.html">Text </a>

 
 

  

Title
body