xxx of yyy characters
Join Group
Anciens Semigany (saint michel amparibe)
Google Translation:
Off
When Google Translation is on, topics and messages in this group will be machine-translated to your language by Google.
Messages
Topic:
o ry prom Rary a! rovin tsika n ba iona é?!!!!
rendez vs dans ...10ans V sanatria
Jul 18, 2008
2:04 AM
Tsy aleo v 20 ans kosa e! LOL!!! laingako zany an! ngah defa malaelo be ry hoby a!asio fotoana aza de tonga zay e! sa ahoana?!
Jul 18, 2008
2:34 AM
Za partant foana e! Fa ny olona toa sahirana @ zay misy azy daholo! isika izao nefa efa mifanena eto sa ahoana hoy nareo!!
Jul 18, 2008
6:11 AM
Ka tsy hita anie ry hoby e! Tsy hita ny olona koa. lol, tsika zao efa eto, fa ramis pro nie poinsa foana é.
Jul 25, 2008
12:51 PM
dans 10 ans lu efa tsiz tsn e!!njy nga manael be ry Hoby kel?propoz un truc et on vera.sad otran betsk ian ny rary ato de samy mahit eo
Aug 20, 2008
4:39 AM
ts èko!!!lé pro lou za ts maèy miorganizé fra mis manana soso-kevitra D...
Aug 25, 2008
3:27 AM
ts èko!!!lé pro lou za ts maèy miorganizé fra mis manana soso-kevitra D...
Aug 25, 2008
3:28 AM
tairo ry hoby a, enao zao no tendreko hikarakara le pro.
fa zao aloha an. tsy dans 10 na 20 zany fa refa te hiaona tsik de tafaona fona, fa za ohatra tsy au courant ny mombamombanareo de tsitako hoe ahoana no mety ahitana anareo.
=== Original Message ===
ts èko!!!lé pro lou za ts maèy miorganizé fra mis manana soso-kevitra D...
Oct 10, 2008
4:42 AM
asivo @ decembre eo ry zareo hoe ef vac daholo ko @ zany mnde ho azy ny comunication ra dac daholo tsik ato
Oct 29, 2008
7:42 AM