xxx of yyy characters
Join Group
Anciens Semigany (saint michel amparibe)
Google Translation:
Off
When Google Translation is on, topics and messages in this group will be machine-translated to your language by Google.
Messages
Topic:
prom ILOAINA
tsisy ita tsouny le!
Jun 29, 2008
11:34 PM
normal ri tizy satri mbola vao manokatra compte doly nareo sady vitsy kely.
mdr
apohay @zai oa le resakareo fa zai te aheno. mdr
Jul 18, 2008
9:03 AM
tsy normal kosa ry Rotsy a! ...tena mampalaelo mitsy!nF tao,niaraka iany!!!
tokony asiana fihaonana kely ny ILOAINA ry Tizy e?! hihi!
Jul 26, 2008
9:48 PM
ka mbola vitsi nge ni iloaina ato d ra mila mampihaona d ni major ngamb tenenn volou fa izi tkn manana ni momban'ni oul rehetra...
jere tsara fa mimeme ftsni zao nareo sisa oe kai vendrana keli le niadi t@ iann si iann. lol
Jul 27, 2008
2:44 AM
sur wa e!!!!
inn mou n tena atao @lé fihaonana!?^^
tsiaiko!hih
Jul 27, 2008
2:57 AM
di,faniry marna zao aiza n mianatr?
Jul 27, 2008
2:58 AM
Mba miresadresaka e!hihi!inn ary mou?!
Eny Ankatso zah n mianatra ka!!!
ary enao?!
miavona tany @Mahaleo tany Antsirabe nefa Mamanay sy Dadanareo ary mamanareo kay mifankafantatra sady mpinamana:gaga be mihitsy zah!
Jul 29, 2008
10:08 AM
Tsazoko koa ané ry Tizy lé pblm entre TS2 sy sy Term rhtr t@ ILOAINA e!tsy nifankahazo mitsy!
Tsy afaka ny hitambatra sy hifanena zany mihitsy ny prom-tsik.
tena mampalaelo nefa mapmé iany e!azo atao hoe tsisy saina iany tsika e?!
hihi
Jul 29, 2008
10:13 AM