xxx of yyy characters
Join Group
Anciens Semigany (saint michel amparibe)
Google Translation:
Off
When Google Translation is on, topics and messages in this group will be machine-translated to your language by Google.
Messages
Topic:
nanao ahoana ny fete du college farany?
efa ela be mihitsy a zay no tsy tany @Sémigany!
mba nanao ahoana ary ny fety nataon'i Pere Germain ho an'ny Vohitraivo tao,t@ fete du college teo?!...lol!
Jun 15, 2008
12:06 PM
dia tsy aiko mihitsy akia ry faniry koa!!!!!
toa défilé indray hono no tsisy.
mety asiany isan-taona angamba ny fete du collège fa satria vao t@ erin-taona no nisy tsy inona.
Jun 15, 2008
4:16 PM
hay kosa?!
te hanova zavatra mihitsy iny Germain iny ka! nefa tsy hita akory zé eo!hi!hi!
Jun 16, 2008
11:16 AM
zay mits n oulana @GG!!
fa ny feti'n ankizy sy ny an'i prof no nalaza oe nafnartra bé!
tsara noho ny antsika ouny ry rotss a!
Jun 18, 2008
6:47 AM
zay mou d nandalo tany fotsiny fa ts nahita fety firy fa niara-mamo t@ cousin-ko tao hihihihi. mba niara-nirevy kely zay mitsam fa ts mbola niara-nirevy zany mitsy. fa ny azoko lazaina alou d hoe nakafoka kely ny fête du collège e!!!
Jul 10, 2008
10:41 PM
ooohhh!!!!nampalaelo zany ny fete du college t@ty!!!tsy maty antoka ihany zay,tsy nandalo tany!
aza manao mamo zany fa bedin'i Masin-dahy Misely eo an!lol!
Jul 19, 2008
10:58 AM
Ary inona marina no niafaran ilay salle des anciens tao ambany lakaly iny e?
Aug 31, 2008
1:32 PM
mbola salle des anciens iny ko!
sa efa niova zvtr hafa ve?!
Sep 6, 2008
7:44 AM
ary nanahoana hono ny pourcentage'n résultats Bacc 2007-2008 tao?!GG oa tssss... B d b koa kay hono ny prof niala!d nisolosolo daholo.tsss.Tena halaza ratsy ny St Michel-tsika n farany, ny VOHITRAIVO,surtout!:-(
hafa iany Coco e!
Sep 6, 2008
7:50 AM