xxx of yyy characters
Join Group
Anciens Semigany (saint michel amparibe)
Google Translation:
Off
When Google Translation is on, topics and messages in this group will be machine-translated to your language by Google.
Messages
Topic:
discipline
iza kosa alo no milaza fa ts bénéfique ho anaz taty afar reny fienjanan'coco tao am st mic reny e!
Apr 19, 2008
1:33 AM
za sahy milaza mintsy fa... tena anatra be teo am fiainana reny zava-dht reny e! hi hi...
Apr 19, 2008
3:09 AM
za koa d'accord.....
isaorana bdb anazy
Apr 19, 2008
12:37 PM
Koikil en soi, iondanako mits Coco e! hahaha!sady za zao ts mba misy mbedy tsony, snif snif...
May 6, 2008
1:33 AM
za koa mahasahy milaza fa ... izy no "ilay mahery". lol lol. mampalahelo fotsini ni andiany manaraka retraretra ao fa tsy nahazo ni azi !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! :D ... donnez un G! un G! donnez un E! un E ... lol lol.
May 7, 2008
1:38 AM
Ny fanabeazana tao mihitsy no nitondra soa fa tsy coco irery akory! Mijoro mizara mifankatia...
May 25, 2008
7:12 PM
marina lesy zany ra benny a!!! "mijoro mizara mifankatia" zay no tena maha-hafa an'le kill tao hatram T2 a. za lesy bainn nanatitra ny neveu-ko nanao concours d'entrée tao tam sabata fa tena nisento sisa hoe otranzao zany zay t@ 20 ans passés hihi
Jun 23, 2008
6:37 AM
Marina zany ry zalahy an! Mijoro Mizara Mifankatia.
Jul 30, 2008
1:07 PM
Otran'ireny efa antitra be ireny koa ra-Toky izany!
Aug 31, 2008
1:30 PM
za aloa tena mhita fa trop loatra draidray le discipline e!
ande ipipy v nama d oe "ts mandede e"+"ts mitsangatsangana"
marina fa benefique fa voafehy b loatra!!!
Oct 22, 2008
4:38 AM