xxx of yyy characters
Join Group
Anciens Semigany (saint michel amparibe)
Google Translation:
Off
When Google Translation is on, topics and messages in this group will be machine-translated to your language by Google.
Messages
Topic:
Promo Taratra 2002
Salut daholo!
Ohatrany mahita aho any anaty forum any hoe mangingina ny promo-tsika ka aleo mba fohazina kely e...sa ahoana hoy nareo?
Ka lasa aza ny resaka ho an'ireo izay mahalala sy tao anatin'io Promo io sady hitako fa bdb isika no ato...
Faly be aho zao fa nahita ankizy vitsivitsy tany Vichy>efa samy lehibe fa mbola misy adala foana lol
Mazotoa e
Mar 26, 2008
9:32 AM
lol! iza ndray az no niadaladala tany? lol beuh... efa mba lehibe iany nef tsika e!
lé tany vichy lou d nahita oul bdb marn e! fa i eddy S2, tsiaiko na tadidinareo, niavona be mintsy! nojereny ambony ambany aho d aveo iz nody fanina; d oy a tany antsaiko tany oe... hum, tu parles oe niray promo tsika.
fa entre pa ko lou e: lé site-n'promo tsika ko lou d mila havaozn fa ohatra tsy d mamely zany e! zay ngamba no tena marn ko.
Mar 27, 2008
11:11 AM
Tonga avy any raslem tonga dia manakihana an'ilay bandy fotsiny nefa koa ary izy naleony nijery baolina toy izay ni-papoter pour nr rien dire @ ny sasany. lol koa e
Efa lehibe marina ny ankamaroany e? efa misy ny manambady aman-janaka koa angamba atsy ho atsy sa??? (ça y est... lol...)
Sinon mahafinaritra kay ny RNS sambako depuis le temps na dia tena nisy aza ny déception au sujetn'ireo olona noheverina ho namana taloha nefa tene tsy izy akory avy eo.
Mar 27, 2008
1:29 PM
fa entre pa alou, aoka izay manana ny sary le nalaina tao ambanin'ny stade t@ fiale iny, ra mba possible dia andefaso ihany zay fa atao souvenira
Mar 27, 2008
1:30 PM
Za aloha tena tsy manana sary e!Nihevitra aho hoe efa bdb zao no hitondra any ka aleo ajanona nefa nody aho vao nalahelo kely hoe tahak'izay!! Andraso fa resahiko ilay mpikarakara site hietsiketsika! Fa izy koa anie toa miandry antsika handray anjara e
Mar 27, 2008
2:07 PM
lol! k za kivy be mahita lé iz d tsy nandray anjara firy a! indrepa namaly ngamba a
Mar 27, 2008
3:03 PM
salut doli o!! ie, otrani maromaro iani ni prom-tsika tani @vichy e? za kou nge ri nadya ka tratra t@ eddy e! puré, g pri conscienc de la couleur de ma peau! lol ... fa ts maninn fa izi bogos d zai boum boum ... hihi ... mba "b" iani. hihi ... ni prom taratra 2002 aza efa misi manambadi marina!! ni fiancé(es) zani efa ts tenenn tsouni. hihi.
rotsy dehors!!!! Lol
Mar 27, 2008
4:03 PM
wain kely eto zao za fa tena tsy mahafantatra an'i Rotsy no tsy mahalala le hoe Eddy S2...mba omeo détail hoe za ry zareo fa tsy azoko an-tsaina.
Raha mbola tsy mandeha tsara le site Taratra dia aleo aloha eto no manala azy e!
Mar 27, 2008
4:24 PM
jereo lé photo S2 ao am album-n'cedric, d lé bandy manao chemiz carreau eo ambanin'"saint-michel" lé Eddy. lol.. je dénonce grave là!
Mar 28, 2008
3:01 AM
afabaraka fa tena tsy tadidiko mihitsy io olona io lol! Sao dia nouveau t@ Terminale?le tarehy fantako fa le anarana tena tsy ao mihitsy!
Ary mba aiza ny sasany e?na tsy tany @ RNS aza afaka mandray anjara...
Mar 28, 2008
4:27 AM